|
|
|
|

Entry1  latsaka babay, tonga babay
Elementary words  2 latsaka, 3 tonga, 4 babay
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 Kilalaon' ankizy izay manipy zavatra eny an-tanany hisavoana dia tantazany tsy ho latsaka
7 sady ataony hoe: "Latsaka i babay, tonga i babay". (Sarina tanisa). [1.10]
Explanations in French  8 Nom d'un jeu d'enfants consistant à laisser choir quelque chose de la main et à le ressaisir dans la chute.
9 On dit en jouant : Latsaka babay, tonga babay (Babay tombe, babay remonte) [1.3]
Vocabulary  10  Game
Other spellings  11 latsaka i babay, tonga i babay

Updated on 2025/11/17